Teny iditra | masaka ifotony | |
Singan-teny | masaka ; ifotony | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza voankazo masaka hatreny am-potony fa tsy mba naotrika [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Used of fruits that are allowed to ripen on the trees in contradistinction to artificial ripening. Compare otrika [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Se dit des fruits qu'on laisse mûrir sur pied, par opposition à ceux qu'on fait mûrir artificiellement [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny masaka ifotony io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |